Entry afa-tondro maso (afaka, tondro, maso)
Part of speech expression
Malagasy definition nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy [Rajemisa 1985]
Synonyms afa-kenatra
Quotes 

2016/04/02