|
|
|
|

Entry (1/2)1  vintana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  lahatra, anjara [1.78]
4  Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Explanations in English  5  Fate, luck, destiny [1.7]
Explanations in French  6  Destin, sort [1.8]
7  Destinée [1.3, 1.66]
Examples  8  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word vintana

Entry (2/2)18  vintana
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  fintana [1.78]

Updated on 2023/06/11