Entry vontom-bintana
Elementary words vontona ; vintana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny andro faharoa entin' ireo renivintana (Alahamady, Asorotany, Adimizana, Adijady) izay mitondra andro telo: vavany -- vontony -- vodiny [1.1]

Updated on 2023/10/17