Entry | 1 mitsidika |
Root | 2 tsidika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara]
mamangy 5 [1.1] Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. 6 [1.78] [Sihanaka] mamangy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitsidika |
Updated on 2024/12/26 |