Entry tsidika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1]
Explanations in French Courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsidika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1]
Scientific name Cheirogaleus milii
Vocabulary 
Tables and plates The Lemurs

Anagrams 

Updated on 2023/08/08