Entry mitsidika andro
Elementary words mitsidika ; andro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fotoana aorian' ny mitataovovonana, rehefa mihilana kely iny ny masoandro ka mitsidika eo ambaravarambe ny tarany [1.1]
Explanations in French Quand le soleil pénètre dans la maison, par la porte de l' ouest : vers une heure de l' après-midi [2.415]
Vocabulary 

Updated on 2023/04/22