|
|
|
|

Entry (1/7)1  mena-
Part of speech  2  morphological form of menaka
Examples  3  Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao [2.588#113]
4  dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo [2.996#1.19.23]

Entry (2/7)5  mena-
Part of speech  6  morphological form of menatra
Examples  7  Izany no sikin-dahy tsy mena-badin' olona [1.406]
8  izay mena-maso an-daoka no manao fatra-maina [2.69#190]

Entry (3/7)9  mena
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11 Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
Explanations in English  12 red [1.7]
Explanations in French  13 rouge [1.3, 1.8]
Examples  14  Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69]
15  Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298]
16  Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Hyperonym 
Co-hyponyms 
All compound words  127  184 combinations of that word
Proverbs  128  Proverbs containing that word
Tables and plates  129  The Colors

Entry (4/7)130  mena
Part of speech  131  adjective
Explanations in Malagasy  132 [Bara] tezitra [1.78]
133 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
Explanations in French  134 emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]

Entry (5/7)135  mena
Part of speech  136  adjective
Vocabulary  137  Economy: breeding, farming
Tables and plates  138  Cattle Coat Colors
Illustrations 
139 

Entry (6/7)140  meña
Part of speech  141  active verb
Explanations in Malagasy  142 [Antesaka] mankany ... [1.78]

Entry (7/7)143  mena    
Part of speech  144  morphological form of mener
Examples  145  Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) [1.3]
146  Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) [1.3]

Anagrams  147 mane, mena, meña

Updated on 2026/02/20