Entry (1/7) | 1 baràka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Voninahitra [1.78] 4 Hasina [1.78] 5 Haja [1.78] 6 Voninahitra [1.1, 1.62] 7 Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62] |
Explanations in English |
8 Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2] |
Explanations in French |
9 Honneur, réputation [1.3] 10 Honneur [1.82] |
Examples |
11 Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1] |
Compound words |
|
Entry (2/7) | 14 baràka |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62] |
Entry (3/7) | 17 baraka |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Biology |
Explanations in Malagasy |
20 Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13] |
Explanations in French |
21 Hymen [1.13] |
Synonyms | 22 sarom-pivaviana |
Compound words |
|
Entry (4/7) | 25 baraka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 Henatra [1.78] |
Derivatives |
|
Entry (5/7) | 29 baraka |
Part of speech | 30 adverb |
Explanations in Malagasy |
31 Hatramin' [1.78] |
Tables and plates |
32 All the adverbs |
Entry (6/7) | 33 Baraka |
Part of speech | 34 name (biblical) |
Vocabulary |
35 Holy Scriptures |
Explanations in English |
36 Barak [2.996] |
Explanations in French |
37 Baraq [2.996] |
Examples |
38 Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996] |
Biblical quotes | 39 Chapters and verses mentioning Baraka |
Tables and plates |
40 Full list |
Article |
41 Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly |
Entry (7/7) | 42 Barakà |
Part of speech | 43 name (biblical) |
Vocabulary |
44 Holy Scriptures |
Explanations in English |
45 Berachah [2.996] |
Explanations in French |
46 Beraka [2.996] |
Biblical quotes | 47 Chapters and verses mentioning Barakà |
Tables and plates |
48 Full list |
Anagrams | 49 Bakara, baràka, karaba, rabaka |
Updated on 2024/09/10 |