Entry afa-baràka (afaka, baràka)
Part of speech expression
Malagasy definition  [Taisaka] afa-boninahitra [Rakotosaona 1972]
 very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
¶ Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
¶ Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [Rajemisa 1985]
English definition disgraced, dishonoured [Richardson 1885]
 put to shame [Hallanger 1973]
French definition déshonoré [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [Akademia 2005]
Other spellings 
Synonyms afa-pofona
Quotes 

2016/02/29