| Entry | vaky | |
| Part of speech | adjective | |
| Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha Miseho: Vaky masoandro Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] | ||
| Broken, as glass; split; split open [1.7] | ||
| Brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] | ||
| Entry | vaky | |
| Part of speech | noun | |
| Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] | ||
| Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] | ||
| Updated on 2025/02/12 |
|