|
|
|
|

Entry miveraka (veraka)
Part of speech active verb
 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra
Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako
Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony
Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1]
 S'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196]
Morphology 
Present : miveraka
Past : niveraka
Future : hiveraka

Updated on 2023/01/20