|
|
|
|

Entry tonta
Part of speech noun
 Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1]
 A trap [1.7]
 Piège [1.8]
Derivatives 

Entry tonta
Part of speech noun
 Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1]
 One side of a quarrel [1.7]

Entry tonta
Part of speech noun
 Fanjerana zavatra atao miavovona
Vono atao amin' ny fively na torabato
Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1]
Derivatives 

Entry tonta
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Valamparihy [1.78]

Entry tonta
Part of speech adjective
 Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [1.1]
 Vieux, usé, détérioré [1.8]

Updated on 2023/07/31