| Entry | lany andro | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | lany, andro | |
| Efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana Mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1] | ||
| Updated on 2023/04/22 |
|