| Entry | antitra | |
| Part of speech | adjective | |
| Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1] | ||
| Mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc. [1.2] | ||
| Mature; aged; dark (of colors); [1.7] | ||
| âgé, vieux; mûr; foncé [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Article | Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/07/14 |
|