|
|
|
|

Entry sitrana
Part of speech adjective
 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
Mitovy hevitra: afa-doza ~ afaka aretina ~ mahatsangana ~ maty holatra ~ miafa ~ miafana ~ mihamatanjaka ~ mihatsara ~ mitsiatsia ~ nialan' aretina ~ tsy misy atahorana intsony [1.1]
 Healed, recovered from illness [1.7]
 Guéri, rétabli [1.3]
 Guéri, rétabli après une maladie [1.8]
Examples Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472]
Morphology 
Simple : sitrana, sitran', sitran-
Imperative : sitràna
Derivatives 

Entry sitràna
Part of speech imperative of adjective sitrana [Full list]
 Soyez guéri [1.3]
Examples Sitràna soa aman-tsara [1.1]

Updated on 2023/09/16