|
|
|
|

Entry afa-doza
Part of speech locution
Elementary words afaka, loza
 Enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
 [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Synonyms afa-paty

Updated on 2024/08/13