Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Elements/composites
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
si
tra
nina
(
si
trana
)
Part of speech
passive verb
Atao sitrana:
Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha
Afahana amin' ny aretina:
Sitrano ny zanako, dokotera
[
1.1
]
To be healed
[
1.7
]
Qu'on guérit
[
1.8
]
Examples
1
Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy
sitranina
.
[
2.472
]
2
dia
nositraniny
, ka dia niteny sy nahita ilay moana.
[
2.996
]
Morphology
Present :
sitranina
, sitraniko, sitraninao, sitraniny, sitranintsika, sitraninay, sitraninareo, sitranin', sitranin-, sitranim-, sitrani-
Past :
nositranina, nositraniko, nositraninao, nositraniny, nositranintsika, nositraninay, nositraninareo, nositranin', nositranin-, nositranim-, nositrani-
Future :
hositranina, hositraniko, hositraninao, hositraniny, hositranintsika, hositraninay, hositraninareo, hositranin', hositranin-, hositranim-, hositrani-
Imperative :
si
tra
no
Updated on 2023/01/20