| Entry |
safosafo
(safo)
|
| Part of speech | noun
|
| | Tambitamby atao amin' ny tanana mandambolambo moramora mba hamalifaliana: Safosafo no mampatory an' io zaza io
Teny mamy feno fitiavana sady mandambolambo: Aza mihevitra ianao fa ho azonao amin' ny safosafo aho
Entina milaza ny firefarefan' ny fitafiana amin' ny tany na ny fanidin' ny vorona mila hikasika ny tany [1.1]
|
| | A caress, the act of stroking [1.7]
|
| | Action de caresser de la main [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Safosafo loha sy tambitamby no azony
[2.470]
|
| 2 | Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo.
[2.529]
|
|
| Derivatives |
|