| Entry |
mitakoko
(takoko)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy
[1.1]
|
| | To sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2]
|
| | To squat; to sit disconsolately [1.7]
|
| | S'accroupir; avoir une posture attristée [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
mitakoko |
| Past : |
nitakoko |
| Future : |
hitakoko |
| Imperative : |
mitakokoa |
|
|