| Entry | manjoretra (joretra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1] | |||||||||
| To be silent, to be thoughtful, to be melancholy [1.7] | |||||||||
| être silencieux, morne, mélancolique [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mijoretra | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|