| Entry | manjokaiky (jokaiky) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] | |||||||
| Examples | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mijokaiky | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|