| Entry |
misalasala
(salasala)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
[1.1]
|
| | To be in doubt, to hesitate [1.7]
|
| | être dans le doute, hésiter [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo.
[2.499]
|
| Morphology |
| Present : |
misalasala |
| Past : |
nisalasala |
| Future : |
hisalasala |
| Imperative : |
misalasalà |
|
|
| Entry |
misalasala
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Maniry soa [1.78]
|
|
| Entry |
misalasalà
(salasala)
|
| Part of speech | imperative of active verb misalasala
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|