|
|
|
|

Entry misalasala (salasala)
Part of speech active verb
 Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
Mitovy hevitra: miahanahana ~ miahotrahotra ~ miambakavaka ~ mihambahamba ~ miherohero ~ miroahana
Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy ~ mamokehana ~ mangezaheza ~ miahotrahotra ~ miakoriasa ~ miambatrambatra ~ mihabahaba ~ mihambahamba ~ mihazohazo ~ mihelohelo ~ miherohero ~ miroa hevitra ~ miroa saina ~ miroahana ~ miroanahana ~ sadaika ~ sakodiavatra ~ sanganehana ~ somaingisaingy ~ tsy tapa-kevitra ~ vaka ~ varakahaka ~ very fanahy [1.1]
 To be in doubt, to hesitate [1.7]
 être dans le doute, hésiter [1.8]
Vocabulary 
Examples Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Morphology 
Present : misalasala
Past : nisalasala
Future : hisalasala
Imperative : misalasalà

Entry misalasala
Part of speech active verb
  [Taisaka] Maniry soa [1.78]

Entry misalasalà (salasala)
Part of speech imperative of active verb misalasala [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20