| Entry |
mangoraka
(horaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Malahelo olona ory na mijaly na sahirana mafy ka mitady izay hamonjena azy: Mangoraka ny mahantra io vehivavy io
[1.1]
|
| Examples |
| 1 | Ny Lanitra mangoraka, Manafy hery vao.
[1.263]
|
| 2 | Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa!
[2.528]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mangoraka |
| Past : |
nangoraka |
| Future : |
hangoraka |
| Imperative : |
mangoraha |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
mangoràka
(horàka)
|
| Part of speech | adjective
|
/m:hyperonym>
| | Mena mivaivay, mangatrakatraka [1.1]
|
|