| Entry |
antra
|
| Part of speech | adjective
|
| | Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1]
|
| | Humain [1.66]
|
| | Compassionate, feeling pity [1.7]
|
| | Compatissant, charitable [1.3, 1.8]
|
| Examples |
| 1 | Antra olona izy
[1.3]
|
| 2 | Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery?
[2.4]
|
| 3 | Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa!
[2.528]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
antra
|
| Part of speech | noun
|
| | Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1]
|
| | Pity, compassion, tenderness, charity. [1.2]
|
| Vocabulary |
|