|
|
|
|

Entry horaka
Part of speech noun
  [Bezanozano, Tambahoaka] Tanimbary [1.78]
 Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) [1.1]
 Tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
  [Provincial] A ricefield [1.7]
 Rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
  [Provincial] A rizière [1.8]
 Marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
  [Betsimisaraka, Taisaka] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [1.196]
Vocabulary 
Examples Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
Derivatives 
Analogs  heniheny ~ honahona ~ zetra

Entry horaka
Part of speech noun
 Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka
Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
 The cries of a crowd [1.7]
 Cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion
Coassement des grenouilles [1.3]
 Les cris d'une foule [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms horakoraka

Entry horaka
Part of speech noun
 Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
Examples Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996]
Derivatives 
Synonyms horakoraka

Entry horàka
Part of speech adjective
 Mena [1.1]
 écarlate, vermillion [1.3]
Derivatives 
Tables and plates The Colors

Entry horaka
Part of speech noun
  [Tanosy] zohy, lavabato [1.78]

Updated on 2025/04/28