| Entry | manaikitra (kaikitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1] | |||||||||
| To bite, to cause pain [1.7] | |||||||||
| Mordre; piquer, faire mal [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Analogs | miketoka ~ manaketoka ~ mikaretoka ~ manakarepoka ~ manakaretoka ~ mamazana ~ manatandra ~ mandramatra ~ mandrambo ~ mandrovitra ~ mandriatra | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|