|
|
|
|

Entry mandramatra (ramatra)
Part of speech active verb
 Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [1.1]
 To attack, to set upon, to rush upon [1.2]
Examples Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; [2.996]
Morphology 
Present : mandramatra
Past : nandramatra
Future : handramatra, -kandramatra
Imperative : mandramata

Updated on 2022/01/27