| Entry | mandrovitra (rovitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1] | |||||||||
| To tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7] | |||||||||
| Déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|