| Entry |
kevoka
|
| Part of speech | adjective
|
| | Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
[1.1]
|
| | Vain, pretentious [1.7]
|
| | Vain, présomptueux [1.3, 1.8]
|
| | Fat, faquin, pédant, fanfaron;
se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux. [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy.
[2.470]
|
| 2 | Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|