| Entry | dedaka | |
| Part of speech | adjective | |
| Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana: Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [1.1] | ||
| The crackling of flames Boasting, bragging, exulting [1.2] | ||
| Agitation, mouvement des flammes Fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | dedaka | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tanosy] Gaga [1.78] | ||
| Updated on 2013/09/09 |
|