|
|
|
|

Entry miana-kendry
Part of speech locution
Elementary words mianaka, hendry
 Olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1]
Examples Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. [2.895]

Updated on 2023/03/28