|
|
|
|

Entry haingana
Part of speech adjective
 Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho
Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy
Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1]
 Rapid, prompt [1.7]
 Rapide, prompt [1.8]
Examples 
1Mitazana dia miverina haingana. [2.528]
2Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445]
3Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499]
Morphology 
Imperative : haingàna
Derivatives 
Synonyms faingana
Analogs  eo no ho eo ~ indray mihelina ~ indray mihelatra ~ indray mipi-maso ~ indray miserana ~ mbetivety ~ miaraka amin' izay ~ miaraka amin' ny vava ~ miaraka amin' ny vava miteny ~ poatoizay ~ tsy ahamana-menaka ~ tsy hitahita akory ~ tsy trabady mantsaka ~ tsielatsiela ~ vetivety ~ vetivetika

Entry haingàna
Part of speech imperative of adjective haingana [Full list]
 Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [1.1]
 Allez vite, faites vite [1.3]

Entry haingana
Part of speech adverb [Full list]
 Same as faingana [1.2]
 Rapidly, promptly [1.7]
 Rapidement, promptement [1.8]

Updated on 2022/05/02