|
|
|
|

Entry vetivety
Part of speech adjective
 Tsy ela, haingana ihany: Hiverina vetivety aho ka aza miala eto foana ianao [1.1]
 In an instant, in a little while [1.7]
 Dans un instant, tout de suite; bientôt [1.8]
Examples 
1Vetivety foana dia indro nisy olona niseho. [2.324]
2Saingy niova vetivety teo ny fitiavany nony nandroso kely ka nahatazana zavatra hafa. [2.470]
Synonyms vetivetika

Entry vetivety
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Fieritreretana [1.78]

Updated on 2019/08/17