| Entry |
faingana
|
| Part of speech | adjective or adverb
|
| | Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao [1.1]
|
| | Quick [1.2, 1.7]
|
| | Speedy. See haingana
Quickly, promptly In haste. See haingana
[1.2]
|
| | Prompt [1.7]
|
| | Prompt, qui passe vite [1.3, 1.8]
|
| | Vite, qui va vite Avec promptitude, promptement [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia.
[2.332]
|
| 2 | Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy.
[2.649]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
faingana,
faingam-,
faingan- |
| Imperative : |
faingàna |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
faingàna
(faingana)
|
| Part of speech | imperative of adjective faingana
|
| | (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any [1.1]
|
| | Vite, dépêche-toi [1.3]
|
|