| Entry | endrikendrika (endrika) | |
| Part of speech | noun | |
| [duplicatif diminutif] [1.3] | ||
| Entry | endrikendrika | |
| Part of speech | noun | |
| Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao [1.1] | ||
| Slander, insinuation [1.7] | ||
| Calomnie [1.3, 1.8] | ||
| Fausse accusation [1.3] | ||
| Insinuation [1.8] | ||
| Examples | Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo.
[2.472] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2024/08/31 |
|