| Entry |
manendrikendrika
(endrikendrika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Milaza ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka, manombotomboka: Zava-dratsy roa loha no ataon' ny mpanendrikendrika dia ny mandainga sy ny tsy tia namana [1.1]
|
| | To slander, to make insinuations against [1.7]
|
| | Calomnier [1.3, 1.8]
|
| | Accuser de faux [1.3]
|
| | Médire par insinuation [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Aza fady, anaka, hoy Rafotsy, rehefa nahazo aina izy, aza manendrikendrika ny zanako amin' izay tsy fantany ianao.
[2.895]
|
| 2 | Ny kely manetry ny lehibe kanefa tsy marina, manendrikendrika ny tsy ataon'ny lehibe, kely mandainga hanoso-dratsy ny lehibe, handoto ny lehibe
[2.508]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manendrikendrika |
| Past : |
nanendrikendrika |
| Future : |
hanendrikendrika |
| Imperative : |
manendrikendreha |
|
|