| Entry | dabo-dela | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | daboka, lela | |
| Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] | ||
| [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] | ||
| Updated on 2024/08/13 |
|