| Entry | dabòka | |
| Part of speech | noun | |
| Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1] | ||
| Son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | daboka | |
| Part of speech | noun | |
| Enti-milaza: Fianjerana Fitsorana mivalampatra Halavoana Fiaiken-keloka na fibabohana Famelezana, fanatontana. [1.1] | ||
| Kapoka mafy [2.285] | ||
| [1.2] | ||
| Action de battre [1.3, 1.5] | ||
| Chute, état de celui qui est couché, de tout son long Action de rosser [1.3] | ||
| Action de tomber, de se précipiter de h [...] [full text in 1.5] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | daraboka | |
| Entry | daboka | |
| Part of speech | adjective | |
| Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1] | ||
| Plein, gras [1.3] | ||
| Examples | Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny
[2.314] | |
| Entry | daboka | |
| Part of speech | noun | |
| Hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13] | ||
| Sablière [1.13] | ||
| élément de charpente [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/10/23 |
|