| Entry | atsangana (tsangana) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|