| Entry | zaka | ||||||
| Part of speech | participle | ||||||
| Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany? Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1] | |||||||
| Can be borne, can be endured [1.7] | |||||||
| Supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | zaka | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Taisaka, Tambahoaka] teny [1.78] | |||||||
| [Tanosy] resaka [1.78] | |||||||
| Teny, resaka, tafa. [1.1] | |||||||
| Examples | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643] | ||||||
| Entry | zaka | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| [Taisaka] Fitondrana fanjakana [1.78] | |||||||
| Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1] | |||||||
| Examples | Dia nody aho nitondra ny fo zaka.
[2.643] | ||||||
| Updated on 2023/06/06 |
|