| Entry | zafy tsy torana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | zafy, tsy, torana | |
| Enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] | ||
| Petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] | ||
| [ zafitsitorana ] Tous les petits fils éloignés [1.54] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/01/22 |
|