|
|
|
|

Entry votsa vava
Part of speech locution
Elementary words votsa, vava
 Enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1]
 Slow of speech [1.7]
 Qui traîne en parlant [1.3, 1.8]
 Enfant tardif à parler [1.3]
Examples Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558]
Antonyms 

Updated on 2023/01/01