| Entry |
votsa
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Bara]
Miadam-panao zavatra [1.78]
|
| | [Bezanozano]
[ vôtsa ] Milasilasy, miadana [1.78]
|
| | Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana Miadana: Votsa fandeha [1.1]
|
| | Clumsy, clownish [1.7]
|
| | Lent, lourd [1.3, 1.8]
|
| | Lambin [1.3]
|
| | Malhabile, maladroit [1.8]
|
| Examples | Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy;
[2.59]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|