| Entry | vava | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1] | |||||
| The mouth [1.7] | |||||
| Bouche [1.8, 1.196] | |||||
| Ouverture [1.8] | |||||
| Entrée [1.196] | |||||
| Bec, gueule, museau, mufle [1.13] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | vava | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Bara, Sihanaka] voady [1.78] | |||||
| Updated on 2024/10/30 |
|