|
|
|
|

Entry havotsana (votsa)
Part of speech noun
 Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1]
 Lenteur, lourdeur [1.3]
Synonyms fahavotsana

Updated on 2023/01/20