| Entry |
vory
|
| Part of speech | participle
|
| | Tonga miaraka eo amin' ny toerana iray: Efa vory ny mpianatra ka mitenena ianao Voangona: Be ihany ny vola vorintsika omaly. [1.1]
|
| | Collected [1.2, 1.7]
|
| | Assembled, gathered together [1.2]
|
| | Gathered [1.7]
|
| | Rassemblé [1.3]
|
| | Ramassé, réuni [1.3, 1.8]
|
| Examples |
| 1 | Vetivety dia vory lanona izahay.
[2.643]
|
| 2 | Koa vory eto hianareo : inona no hevitrareo?
[2.113]
|
| 3 | Tsy ho-lazaina ny hamaroan' ny vahoaka vory;
[2.587]
|
| 4 | Vory maro dia maro ny tovolahy sy ny tovovavy.
[1.437]
|
|
| Morphology |
| Present : |
vory,
voriko,
vorinao,
voriny,
vorintsika,
vorinay,
vorinareo,
vorin',
vorin-,
vorim- |
| Past : |
vory,
voriko,
vorinao,
voriny,
vorintsika,
vorinay,
vorinareo,
vorin',
vorin-,
vorim- |
| Future : |
ho vory,
ho voriko,
ho vorinao,
ho voriny,
ho vorintsika,
ho vorinay,
ho vorinareo,
ho vorin',
ho vorin-,
ho vorim- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | adjective
|
| | [1.1]
|
| | Round, circular, globular, obstinate, stubborn Figuratively: obstinate, stubborn [1.2]
|
| | Circulaire, rond, ovale [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | adjective
|
| | Manao faribolana: Tsipika vorivory [1.1]
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | noun
|
| | Roatra: Vorin-tsavony; vorin-dabiera [1.1]
|
| | Froth, foam [1.2, 1.7]
|
| | écume, mousse [1.3, 1.8, 1.196]
|
| | Bave écumante [1.3]
|
| | Bave [1.8, 1.196]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | noun
|
| | A gun charge [1.2]
|
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
(de vory (adjectif ) : rond, sphérique ; allusion à la forme des fruits).
Brochoneura vouri (Baill.) Warb. (Myristicaceae).
Les fruits de la taille d'une pomme, fournissent un beurre parfumé.
Cette matière grasse sert d'onguent pour l'entretien de la peau, son odeur très agréable, rappelle celle de la noix-muscade
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Brochoneura vouri |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara, Sakalava]
(ou vore (orthographe de Grevé) (de la racine vory : rassemblés ; allusion aux fruits rassemblés en un syncarpe sphérique).
Chlorophora greveana (Baill.) Leandri (Moraceae).
Arbre à tronc droit lisse, laissant écouler un latex blanc.
La décoction des écorces est utilisée comme vermifuge d'après Debray
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Chlorophora greveana |
|
| Entry |
vory
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
(de vory : bave, écume ; allusion à la saveur très amère).
Strychnos bifurcata Leeuwenb.(Loganiaceae). Réf. Service Forestier 12851.
Petit arbre, riche en alcaloïdes dans toutes ses parties.
Réputé très toxique.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Strychnos bifurcata |
|