|
|
|
|

Entry famoriana (vory)
Part of speech noun
 Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia
Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly [1.1]
 The act of gathering [1.7]
 Action de réunir [1.8]

Updated on 2023/01/20