| Entry |
vorondreo
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | vorona,
reo |
| | Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany;
mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
|
| | Oiseau au cri plaintif [1.54]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
|
| 2 | Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo.
[2.895]
|
|
|
| Entry |
vorondreo
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | vorina,
reo |
| | [Betsileo]
(de vorona mis pour
vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou
reoreo : vagissements d'un jeune enfant).
Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.
[1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
Vorondreo
|
| Part of speech | name (toponym)
|
| Vocabulary |
| Coordinates | -23.2833333, 43.85
|
| Toponymy | vorona#mg.n,
reo#mg.n. |
|