|
|
|
|

Entry vinavina
Part of speech noun
 Tombantombana, fisainana na tetika ara-keviny fotsiny momba ny zavatra iray, izay tsy lavitra ny tena marina: Anaovy vinavina kely, ange, ny ho laniko amin' ny fanamboarana to trano io [1.1]
 A conjecture [1.7]
 Conjecture, estimation [1.8]
 Pronostic; devis; estimation; prévision, projet [1.13]
Examples 
1Tena manahirana azy ny manao vinavina eo anoloan' ny rivotra fotsiny tahaka izany. [1.317]
2Efa voalaza hatramin' ny vinavina hanangana Antenimiera roa ahitana mpikambana 600 mihitsy aza. [4.27]
Derivatives 
Analogs  volavola

Updated on 2023/07/10